xmw_mrk_text_reg/09/23.txt

1 line
440 B
Plaintext

\v 23 Jesôsy nivolagna taminazy: "koà mahay anao? \v 24 Raha jiaby dia hainy ze mino." Ary niaraka tamin-jany ny baban'ny iehy zaza dia nangaiky mafy hoe: " Mino zaho! ampia zaho amin'ny tsy finoagnanaha! " \v 25 Koafa hitan'i Jesôsy regny vahoàka nihazakazaka nagnatogno zareo, dia nivolagniny mafy lehy fagnahy ratsy nagnano hoe: "Ô fagnahy möa salakady maregnigny, mandidy anao zaho, miboaha aminazy, ary aza mimpôdy aminazy eky."