xmw_mrk_text_reg/13/09.txt

1 line
290 B
Plaintext

\v 9Mitandraima areo. Halaifan-jareo aminy Synedriona areo, aveo ho popohin-jareo akao amin'ny Synagoga. Hintsangagna alohaka mpanapaka sindraiky mpanjaka areo noho ny avy aminaha, mbô ho vavolombelogno amin-jareo areo. \v 10Fa vaovao maha-ravoravo tsy maintsy ambara magnairan-tany aloha.