xmw_mrk_text_reg/15/01.txt

1 line
416 B
Plaintext

\c 15 \v 1 Naraindrain-dahy, dia nivôry ny mpisoronabe niaraka tamin-jareo sojabe ndraiky zareo mpanoratra làlagna ary ny Synedriona jiosy jiaby. Nitadian-jareo Jesôsy ary nindesin-jareo niboaka. Natolotron-jareo teo amin'ny Pilato Izy. \v 2 Nangnontany Azy Pilato hoe: " Anao moa no Mpanjakan'ny jiosy?" Nivaliany hoe: "Zaho tatô be." \v 3 Nivolagna fiampangagna maro manohitry Jesôsy zaero lohan'ny mpisorona.