1 line
312 B
Plaintext
1 line
312 B
Plaintext
\v 38 Nivaolagna Izy hoe : "Alôhy atsika handaiha amin'ny toeragna hafa, agny ambailany ao amin'reo tanagna magnodidigny, mbô ahavitako mitory teny agny koa. Fa zany no antony niboahako tatô." \v 39 Dia nitety an'i Galilia jiaby Izy, nitory teny tao amin'ny synagogan-jareo salakady nandroaka masantôko maro. |