xmw_mrk_text_reg/16/09.txt

1 line
469 B
Plaintext

\v 9[Fagnamariahagna : Ny fandikagna taloha tegna tsara dia mangala ny Marka: 16: 9-20] Voho miraizava tamin'ny andro voalohan'ny herigniandro, tafarany izy nitsangagna, dia niboaka tamin'i Maria Magdalena maloha izy, lehy nandroahany masantôko fito. \v 10Kay lôsogno Maria avakeo nivôlagna ny vaovao tamin-jareo niaraka tamin'i Jesôsy, raha mboala nisaona avakeo nitomoagny zareo. \v 11Regnin-jareo fa velogno izy avakeo nahita azy izy, kanaifa tsy nankatô zareo.