xmw_mrk_text_reg/10/13.txt

1 line
314 B
Plaintext

\v 13 Aveo zareo dia nitondra ny zanaka zareo tamin'Azy mbô hampitrahagna tagnagna, fao nasiahan'ny mpianatra zareo. \v 14 Fa raha hain'i Jesôsy zany, dia vingitry mafy Izy kay nivolagna hoe: "Ambilao ny zaza hagnatogno zaho, ary aza sakanagna zareo, fao ny fanajakan-Jagnahary dia amin-jareo mitôvy amin-jareo.