xmw_mrk_text_reg/04/26.txt

1 line
526 B
Plaintext

\v 26 Avakeo nivôlagna koa izy hoe: "Ny fanjakagnan-Jagnahary dia karaha ôlogno araiky magnapariaka ny ambeny amin'ny fotaka. \v 27 Mandry izy amin'ny aligny avakeo monjogno amin'ny marandraigny, avakeo ny ambeo dia miboaka kay mitsiry, fa tsy hainy hoe manankôry. \v 28 Ny fotaka dia mamoa amin'ny haigniny fôgna: voalohany ny rantsany, avakeo ny taholany, avakeo ny taignany matoa akeo amin'ny tahôlany.\v 29 avakeo kôfa matoa ny taignany dia tonga dia izy hagnandefa fandidiagna, fa efa lera ny fotoam-pandidiagna."