xmw_mrk_text_reg/04/03.txt

1 line
342 B
Plaintext

\v 3 Tandrigneso, nisy mpamafy handaiha hamafy na hagnapariaka ambeo. \v 4 Avakeo kôfa nagnapariaka izy, dia nisy ambeo sasany nifafy tami'ny lalagna, kay havy vôrogno avakeo nihinagna izany.\v 5 Ny ambeo sasany niraraka tamin'ny fotaka feno vatovato, izay tsisy fotaka maro.Tonga dia nalazo izy ireo, satria tsy laligny ny fotaka nisy azy.