\c 5 \v 1 Tonga tandafiron-dranomasigny zareo. Tao amin'ny faritr'i Gerasena. \v 2 Koafa niala tao amin'ny lakagna Jesôsy, tongadia nisy lalahy araiky voan'ny fagnahy ratsy nagnatogno Azy avy tagny amin'ny fasagna.