1 line
314 B
Plaintext
1 line
314 B
Plaintext
Raha afa tantragno zareo, dia mbola nagnampôdy nagnontany mahakasika zany ndraiky reo mpianatra. Nivolagna Izy tamin-jareo hoe: "Na zôvy na zôvy lalahy misaraka amin'ny vadiny kay mampakatra vaiavy hafa dia mijanganjanga. Raha misaraka amin'ny vadiny ny vaiavy kay manambady lalahy hafa, dia mijanganjanga izy." |