1 line
382 B
Plaintext
1 line
382 B
Plaintext
\v 9 Tamin'ny reo andro navian'i Jesôsy avy agny Nazareta tao Galilia no niboaka zany, avakeo natan'i Jaona batisa tamin'ny matsabôrin'ny Jordana Izy. \v 10 Koafa niboaka tamin'ny rano Jesosy, dia hitany nisaokatra ny langitry avy eo nijôtso taminazy mitovy amin'ny pizigny ny Fagnahy. \v 11 Avy eo nisy feo avy tagny andangitry nagnano hoe: "Anao no Zanako tiako. Anao no foky." |