|
Hoavy ny andro hangalagna ny mpampiakatra akeo amin-jareo, kay amin-jany andro zany, no hifady hanigny zareo. Tsisy mandaba lamba kôro amin'ny lamba vaovao, koa tsy zany edy hiala aminazy lehy tapa-damba,ny vaovao hiala amin'ny talôha, ary mahay ho ratsy fogna ny fatriahany. |