xmw_mrk_text_reg/15/33.txt

1 line
431 B
Plaintext

\v 33 Tamin'ny laira faha enigny, dia homby teo amin'ny tany jiaby ny hizigny hatramin'ny laira fahasivy. \v 34 Ary tamin'ny laira fahasivy zany dia nangaiky tamin'ny feo mafy Jesôsy hoe: "Eloy, Eloy, lamà Sabakintany?" Zay antsôvigny hoe: " Zagnahary ô, Zagnahary ô, nagnino moa Anao nahafò Zaho? \v 35 Ny sasany tamin-jareo lehy nitsangagna teo naharegny volagnanazy kay nivolagna hoe : " Zahavo, magnantso an'i Elia Izy."