xmw_mrk_text_reg/12/26.txt

1 line
382 B
Plaintext

\v 26 fa mahakasika ny amin'ny fitsanganan'ny tegna amin'ny maty, tsy nivakinareo moa ny tao amin'ny bokon'ny Mosesy, ao amin'ny andalagna mahakasika lehy voaroy, ny nikoragnan-Jagnahary taminy ka nivolagnany hoe: 'Zaho no Zagnaharin'i Abrahama ndraiky Zagnahan'i Isaka ary Zagnaharin'i Jakoba'? \v 27 Izy dia tsy Zagnaharin'ny maty, fa nihin'ny velogno. Somary diso hevitra areo."