xmw_mrk_text_reg/05/36.txt

1 line
392 B
Plaintext

\v 36 Kofa naharegny zay nivolagniny zareo Jesôsy, dia nivolagna Izy tamin'ny lehy mpitariky synagoga hoe: "Aza ambory, magnikaiha foagna." \v 37 Ary tsisy nambelany hiaraka amin'Azy, koa tsy Petera, Jakoba, aveo Jaona, rahilahin'iJakoba. \v 38 Homby tagny antragnon'ny lehy mpitariky ny synagoga zareo aveo nahita ôlogno naresaka mafy teo izy; nitomoagny ndraiky nivolambolagna mafy zareo.