xmw_mrk_text_reg/05/18.txt

1 line
473 B
Plaintext

\v 18 Ary koafa hiakatra tao amin'ny lakagna Izy, dia niangavy tamin'Azy lehy lalahy nibidaohan'ny masantôko hiaraka amin'Azy. \v 19 Kanaifa tsy nagnabela azy Jesôsy, fao nagnano hoe: "Mandihana môdy agny amin'ny tragnonao ndraiky fianakaviagnanao ary tantarao amin-jareo raha natan'ny Tompo taminao, sy ndraiky namindrany fo taminao!" \v 20 Dia lôsogno nôdy izy ary nanomboko nagnambara ny raha gaida zay natan'i Jesôsy tamin'azy tagny Dekapolisy, ary gaga ny jiaby.