xmw_mrk_text_reg/05/03.txt

1 line
256 B
Plaintext

\v 3 Nipaitraka tagny amin'ny fasagna tô lalahy tô. Tsisy afaka nitagna azy eky, na dia tamin'ny silisily aby. \v 4 Voatady mazagna tamin'ny gadra vy ndraiky silisily izy. Nitapahany reo ravaka ary potiky reo gadra vy. Tsisy nanagna angôvo nitagna azy.