xmw_mrk_text_reg/05/01.txt

1 line
221 B
Plaintext

\c 5 \v 1 Tonga tagny andafirôn-dranomasigny zareo, tao amin'ny faritr'i Gerasena. \v 2 Koafa niala tao amin'ny lakagna Jesôsy, tongadia nisy lalahy araiky voan'ny fagnahy ratsy nagnatogno Azy avy tagny amin'ny fasagna.