|
\v 14 \v 15 Nivolagna Pilato taminjareo hoe: "Ino mo ratsy natany?" Fao nangaiky mafy faogna zareo hoe: "Homboy Izy." Tehagnano zay maharavoravo zareo Pilato, kay dia nambailany amin-jareo Barabasy. Nikapohigny Jesôsy ary aviteo namiany mbô hombogny. |