xmw_mrk_text_reg/01/12.txt

1 line
215 B
Plaintext

\v 12 Avy eo dia nitahaominy Fagnahy andeha agny anatany maty Jesôsy. \v 13 Efapolo andro Izy tagny antanimaty, nalain'ny masantôko fagnahy. Nipaitraka niaraka tamin'ny bibidia Izy, avy eo nanompo Azy ireo anjely.