1 line
413 B
Plaintext
1 line
413 B
Plaintext
Ary nifady hanigny reo mpiantr'i Jaona sy reo Friseho. Lalahy fôntrifôntry no nagnatogno azy tamin'azy hoe: "Nagnino moa mpianatra Jaona sindraiky mpianatra reo Fariseho no mifady hanigny?" Kay nivôlagna Jesosy tamin-jareo hoe: "Afaka mifady hanigny moa ny mpagnatriky ny tsaboraha izy koa mboala akeo ny mpampiakatra." Izy koa mboala miaraka amin-jareo akeo ny mpampiakatra, dia tsiafaka mifady hanigny zareo. |