xmw_mrk_text_reg/01/29.txt

1 line
353 B
Plaintext

\v 29 \v 30 \v 31 Koa fa niboaka sinagaoga, dia homy tantragnon,ny Simona ndraiky Andrea zareo, mboany Jakoba ndraiky Jaona. Avy eo ny rafozagna Simona nararin'ny tazo, ka nivolagninjareo tamin'i Jesony ny mahakasika azy. Dia nagnatogno Izy, dia nanambotra azy tamin'ny tagnany, avy eo nagnako azy; dia niala ny tazo, avy eo nanomboka nanompo Azy zareo.