1 line
333 B
Plaintext
1 line
333 B
Plaintext
Ary jesôsy zeraiky nandry teo ammbon'ny lakagna, tambon'ny ondagna. Ninjoninjareo izy, ninainagna hoe: "Mpagnanatra ô, tsy mampagnino ana moa kô maty eto atsika?" Avakeo nonjogno izy, dia ninainagna mafy tamin'ny rivotro, avako ninainagna tamin'ny ranomasigny hoe: "Mijanona! avakeo nijanogno rivotro, kay nisy filaminagna giaida. |