1 line
336 B
Plaintext
1 line
336 B
Plaintext
\v 23 \v 24 \v 25 Dia nantsôvin’i Jesôsy hagnatogno Azy zareo kay nivôlagna zareo tamin'ny alalan'ny fagnoharagna hoe: "Manankôry moa hahavitan'i Masantôko mandroaka an'i Masantôko? Izy koa misy fanjakagna miady an-tragno, dia ho ravagna zany. Avakeo koa misy tokan-tragno miady an-tragno,dia tsy hatagna zany tokan-tragno zany. |