xmw_mrk_text_reg/01/21.txt

1 line
288 B
Plaintext

\v 21 Avakeo dia homby tagny kapernaomy zareo, ary tamin'ny andro Sabata, dia nitsôfotro tamin'ny synagoga Jesôsy ary nampianatra. \v 22 Variagna tamin'ny fampianarany zareo, satria nampianatra zareo mitôvy amin'ny ôlogno managna fahefagna Izy fao tsy karaha reo mpanaoratra lalàgna.