xmw_mrk_text_reg/08/16.txt

2 lines
302 B
Plaintext

\v 16 \v 17 Dia nifagnontany taigna ny mpianatra hoe: "Nohon'ny atsika tsy managna môfo zany." Hain'i Jesôsy zany, avakeo nivôlagna Izy tamin-jareo hoa: "Nagnino moa amin'ny tsy fanagnagna môfo ny diniky areo? Mboala tsy azonareo moa? Mboala tsy takatrareeo fôgna? Nanjary donto moa ny fônareo?
"