xmw_mrk_text_reg/11/07.txt

1 line
466 B
Plaintext

Ary nindesin-jareo mpianatra aroa lahy teo amin'ny Jesôsy ny zana-boriky dia natany teo agnambon'ny zany ny lamban-jareo kay afaka nitikigny azy Jesôsy. Fôntry ny ologno namailatra ny lambanazy tagny an-dalagna, ary sasany ndraiky namailatra rantsan-kakazo zay nitapatapahagna avy tagny an-tsaha. Zareo zay nandaihateo alohakanazy ndraiky zareo nagnaraka azy nagnantsognantso hoe: "Hosana! Deraigny lay araiky avy amin'ny agnaragnan'ny Tompo. Deraigny ny fanjakag