xmw_mrk_text_reg/12/04.txt

1 line
281 B
Plaintext

\v 4 Nagniraka mpanompo hafa handeha amin-jareo ndraiky izy, aveo noratrain-jareo teo amin'ny lohany ary nalainy baraka. \v 5 Aveo mbôla nagnandefa hafa ndraiky izy, ary nivonon-jareo araiky io. Natan-jareo nitovy zany zareo maro hafa, nipopohigny ny sasany ary nivonogy reo hafa.