xmw_mrk_text_reg/05/41.txt

1 line
384 B
Plaintext

\v 41 Nalainy ny tagnan'lehy zaza aveo nivolagna tamin'azy hoe: "Talita, Komy!" zay adika hoe: "Razazavavy, mivolagna aminao Zaho, Mitsangàna." \v 42 Niraka tamin'igny nitsangagna razazavavy, aveo nandeha(Satria roa ambin'ny folo taona izy). Gaga zareo. \v 43 Niraràny mafy zareo mbô tsy hisy na zôvy na zôvy hahay ny mahakasika zao. Aveo dia nirahiny namiagna hanigy razazavavy.