xmw_mrk_text_reg/01/35.txt

1 line
270 B
Plaintext

\v 35 Nonjonkiaka izy, tamin'ny andro mbola mahizigny; niala teo Izy kay nandaiha tagny amin'ny toeragna mitokagna ary teo Izy no nivavaka. \v 36 Nizaha Azy Simona ndraiky lehy niaraka taminazy. \v 37 Nahita Azy zareo ary nivolagna hoe: " Mizaha Anao ny ôlogno jiaby."