xmw_mrk_text_reg/01/40.txt

1 line
330 B
Plaintext

\v 40 Nisy boka araiky nadeha tamin'Azy. Nitalaho tamin'ny izy, nandongoalitry teo aminny ary nivolagna hoe: "Izy koa mety aminao, dia afaka magnadio zaho Anao. \v 41 Naforaigny azy, dia namavatra ny tagnany Jesôsy ary nikasiky azy, nagnano hoe: "Mety. Madiiova anao." \v 42 Niboaka tamin'azy samy teo ny habokagna,ary nadio izy.