xmw_mrk_text_reg/06/18.txt

1 line
437 B
Plaintext

\v 18 Aviteo Jaona nivôlagna tamin'ny Heroda hoe: "Mifanipaka amin'ny lalagna ny hanambadiananao vadin'ny rahalahinao." \v 19 Aviteo vignitra taminy Herodiasy kay nitsakaraka raha hamonoagna azy. Kanaifa tsy afaka, \v 20 satria matahotra Jaona; hainy tsarabe ôlogno mahitsy Jaona salakady feno fahamasinagna aviteo niarôvany izy. Nampanahiragn'azy ny fitandrignaisany azy, kanaifa mbola nitandrignaisany tamin'ny haravoagna fogna izy.