xmw_mrk_text_reg/02/22.txt

1 line
243 B
Plaintext

22Tsisy ôlogno magnano divay vaovao akao agnatin'ny seho hoditry kôro, koa tsy zany dia ho triaka ny divay ny seho hoditra kay samby ho very aby na ny divay na ny seho hoditra. Fa naifa, divay vaovao atao akao agnatin'ny seho hoditry vaovao.