xmw_mrk_text_reg/02/20.txt

1 line
281 B
Plaintext

20Hoavy ny andro hangalagna ny mpampiakatra akeo amin-jareo, kay amin-jany andro zany, no hifady hanigny zareo.21Tsisy mandaba lamba kôro amin'ny lamba vaovao, koa tsy zany edy hiala aminazy lehy tapa-damba,ny vaovao hiala amin'ny talôha, ary mahay ho ratsy fôgna ny fatriahany.