1 line
587 B
Plaintext
1 line
587 B
Plaintext
\v 21 Ary koafa nandaiha nitsaka ndraiky Jesôsy, tamin'ny lakagna, dia igny nisy ôlogno maro taigna maro nivôry nqgnodidigny Azy, koafa teo amorondranomasigny igny Izy. \v 22 Aveo avy ny araiky amin-jareo mpitariky ny synagoga, antsôvigny hoe Jairo, koafa nahita Azy, dia nondriky tamin'ny hogony. \v 23 Nangavigny lalandava izy, naganano hoe: "Marary mafy afa hofoaty ny zanako vaiavy. Miangavy anao zaho, avia, aveo apitraho aminazy ny tagngnanao mbô hahivagna izy." \v 24 Dia lôsogno niaraka tamin'Azy Izy, ary ôlogno taigna maro no nagnaraka ndraiky nagnety nagnodidigny Azy. |