\v 9 Ary izy nagnontany azy hoe: "Iza no anarako?" kay nivaliany hoe: "Legiona agnarako, satria maro be zahay." \v 10 Ary nagavigny mafy taminAzy izy tsy hanoravagna zareo agny ambailan'ny faritry.