1 line
556 B
Plaintext
1 line
556 B
Plaintext
\v 7 Ary nindesin-jareo mpianatra aroa lahy teo amin'ny Jesôsy ny zana-boriky dia natany teo agnambon'ny zany ny lamban-jareo kay afaka nitikigny azy Jesôsy.\v 8 Fôntry ny ologno namailatra ny lambanazy tagny an-dalagna, ary sasany ndraiky namailatra rantsan-kakazo zay nitapatapahagna avy tagny an-tsaha.\v 9 Zareo zay nandaihateo alohakanazy ndraiky zareo nagnaraka azy nagnantsognantso hoe: "Hosana! Deraigny lay araiky avy amin'ny agnaragnan'ny Tompo. \v 10 Deraigny ny fanjakagna ho avin'i Davida babantsika! Hosana agny amin'ny taigna agnambo! " |