xmw_mrk_text_reg/14/17.txt

1 line
389 B
Plaintext

\v 17 \v 18 \v 19 Koafa haligny ny andro, dia tonga niaraka tamin'ny reo roa ambin'ny fôlo lahi Izy. Koafa nantotry teo an-databatra sidraiky nihinagna zareo, dia novôlagna Jesôsy hoe: "Ambarako areo marigny, fa ny araiky aminareo lehy miara-mihinagna aminaha eto dia hamadiky Zaho".Nalahelo fatatra zareo jiaby, kay nivôlagna taminazy ny tsiaraikiaraiky hoe: "Tsy zaho ndraiky zany? "