1 line
331 B
Plaintext
1 line
331 B
Plaintext
\v 5 Nizaha zareo tamin'ny havigniragna Jesôsy, avakeo nahalelo Izy nohon'ny hamafin'ny fôn-jareo, dia nivôlagna tamin’ny lehy lalaha Izy hoe: "Vavaro ny tagnagnao." Dia nivavarany lehy lalaha ny tagnany kay nahivagna. \v 6 Niboaka reo fariseo avakeo nivôrivôry malaky niaraka tamin'ny Herodiana hizaha fomba hamonoagna Azy. |