xmw_mrk_text_reg/06/18.txt

1 line
412 B
Plaintext

Aviteo Jaona nivôlagna tamin'ny Heroda hoe: "Mifanipaka amin'ny amin'ny lalagna ny hanambadiananao vadiny rahalahinao io."Aviteo vignitra Herodiasy nitsakarka rah amonoagna. Kanaifa tsy afaka Heroda satria matahotra Joana; hainy tsarabe ologno mahitsy Jaona salakady feno fahamasinagna aviteo niarôny izy. Nampanahiragn'azy ny fitandrignaisany azy, kanaifa mbola nitandrignaisany tamin'ny haravoagna fogna izy.