xmw_mrk_text_reg/16/01.txt

1 line
342 B
Plaintext

Koafa tapitry nyandron'ny sabata, dia nividy raha mangitry hisoragna amin'ny fatin'i Jesôsy i Maria Magdalena sy Maria renin'i Jakoba, avakeo Salome nividy hagnitry mbô handaiha avakeo koa hagnôsotro ny fatin'i Jesôsy. Voho kiaka hely tamin'ny andro voalohan'ny herigniandro, dia nandaiha amin'ny fasagna zareo koafa niboaka ny masoandro.