xmw_mrk_text_reg/11/24.txt

1 line
595 B
Plaintext

\v 24 Nony zany Zaho mivolagna hoe: "Zay raha jiaby hivavahanareo ndraiky angahonareo, matokisa fao afa nahazo zany areo, dia ho azonareo zany.\v 25 Koafa mitsangagna ndraiky areo, dia tsy maintsy magnambaila zay zay alahelo jiaby anagnanareo ami-jôvy na amin-jôvy areo, mbo ho ambailan'ny Babanareo Zay agny an-dangitry ihany koa ny fahotagnanareo.\v 26 [Fagnamarihagna: Ny andikagna taigna tsara dia tsy magnano ny hoe (Zahavo ao amin'ny Mat.16: 15) MK. 11: 26 Koafa tsy mamotsotro heloka kosa areo, dia tsy hamotsotro fahotagnanareo faogna eky ny Babanareo Izay agny an- dangitry."]