xmw_mrk_text_reg/14/66.txt

1 line
584 B
Plaintext

\v 66 Ary raha teo ambany teo amin'ny banja Petera, dia nagnatogno azy ny araiky tamin-jareo mpanompo vaiavin'ny mpisoronabe. \v 67 Nahita an'i Petera nitsangagna namindro teo amin'ny môtro izy, dia nizahavany marikitry. Dia nivôlagna izy taminazy hoe: "Anao koa mboa niaraka tamin'ny lehy Nazarena Jesôsy." \v 68 Fa izy tsy nagneky zany, nagnan-jao: "Tsy haiky salakady tsy azoko raha koragninareo zany." Avakeo lôsogno niala ny banja izy. [Fagnamariahagna: reo fandikagna sasany magnampy hoe: "Dia nagneno ny akôho," fa reo fandikagna talôha tegna tsara dia tsisy io teny io.]