xmw_mrk_text_reg/09/47.txt

1 line
262 B
Plaintext

Koa masona no mahafintôhigny ana, alà agny zany. Tsara amina no miditry ny fanjakagnan-Jagnahary miaraka amin'ny maso araiky tsitako maso aroa hariagna agny amin'ny helo, agny amin'ny toairagma ze tsy mahafaty ny hankan-jare, ary ny môtro tsy manjary vonogny.