xmw_mrk_text_reg/09/42.txt

1 line
429 B
Plaintext

Na zôvy na zôvy no mifanohitry ny ariky amin-jare hely mino zaho re, dia tsara aminazy nyagnantôgnagna vato gaida fikisôham-bary mifehy eo amin'ny ambozony ary hatsipy agny amin'ny ranomasigny. Koa tagnagnanao no mahatonga ana ho tafintôhigny, tapaho zany.Fa tasra amina no miditra kilemaigny agny amin'ny fiainagna, tsy tako zay managnagna tagnagna aroa, ary handaiha agy amin'ny helo, agny amin'ny môtro tsy mety vonogny.