xmw_mrk_text_reg/09/09.txt

1 line
351 B
Plaintext

Koafa nirôrogno avy tantampon-tanety zare, dia narôvany mafy mbô tsy hivôlambôlagna na amin-jôvy na amin-jôvy ny raha hitan-jare, koà tsy raha mitsangagna amin'ny maty edy ny Zanak'Ologno. Ary dia nitanan-jare nihinjare fôgna zany vôlagna zany, kanaifa nifampagnotany zare ny amin'ny tôkony ho dikan'iany " fitsanganagna amin'ny maty" zany.