xmw_mrk_text_reg/15/31.txt

1 line
382 B
Plaintext

\v 31 Ny lohan'ny mpisorona koa dia nankalaifaka Azy mitôvy zany, Niaraka tamin'ny zareo mpanaoratra làlagna, ary nivolagna hoe: "Nagnavotro ny hafa Izy, kanaifa tsy mahavotra ny taignany. \v 32 Aoka lehy Kristy, lehy Mpanjakan'i Jiosy, mijotsoà avy eo aminny'ny hazofijaliagna, biaka mbô hitanay ary hinoanay," aryy zareo nihomboagna niaraka tamin'Azy koa dia nankalaifaka Azy.