xmw_mrk_text_reg/15/19.txt

1 line
519 B
Plaintext

\v 19 Nikapohin-jareo tamin'ny volotara ny lohany salakady nandrora tamin'Azy. Dia nandongoalitry talohany zareo mody midaira Azy. \v 20 Koafa avy nankalaifaka Azy zareo, dia nalan-jareo taminAzy ndraiky ny lamba vôlomparasy ary nampanaovin-jareo Azy ny fitafiany manokagna, ary dia nihentinjareo niboaka Izy mbô hagnomboagna Azy. \v 21 Niterenjareo ny mpandaiha araiky zay avy agny antsaha mbô hilanja ny hazofijaniagnan'i Jesôsy, lalahy araiky antsôvigny hoe Simona Kyreniana baban'i Aleksandra ndraiky Rafôtsy.