xmw_mrk_text_reg/15/06.txt

1 line
447 B
Plaintext

\v 6 Ary tamin'ny andro firavoravoagna, dia namôtsotro gadra araiky hoan-jareo fogna Pilato, gadra lehy angatahinjareo. \v 7 Niaraka tamin-jareo mpikomy tao angadra, tao amimn-jareo mpamono ôlogno lehy voatazogno nohon'ny fandraisanjareo anjara tamin'ny fikomiagna, dia nisy lalahy araiky antsôvigny hoe Barabasy. \v 8 Dia nandeha tamin'i Pilato ny vahoaka kay nanomboko nangataka taminazy mbô hagnano aminjareo hotra lehy natany tagny alaoha.