xmw_mrk_text_reg/06/18.txt

1 line
448 B
Plaintext

\v 18Aviteo Jaona nivôlagna tamin'ny Heroda hoe: "Mifanipaka amin'ny lalàgna ny hanambadiananao vadin'ny rahalahinao." \v 19 Aviteo vignitra taminy Herodiasy kay nitsakaraka raha hamonoagna azy, kanaifa tsy afaka, \v 20satria matahotra Jaona Heroda; hainy tsarabe fa ôlogno marigny Jaona salakady feno fahamasinagna aviteo niarôvany izy. Nampanahiragn'azy ny fitandrignaisany azy, kanaifa mbôla nitandrignaisany tamin'ny haravoagna fôgna izy.